O, ry tany rehetra, avia izao Hidera ny Tompo Mpanavotra anao Ny Tompo miantso antsika hankao Anatrehany, mba hohasoaviny ao : Dera, laza anie Voninahi-dehibe, Ho Anao, ry Tomponay Tsitoha ô ! Amen. He, Jehovah miantra antsika izao, Ka dia manolotra antsika indray Ny endriny mbamin'ny aina vaovao ; Eny, Izy Manaiky tokoa ho Ray Dera, laza, ..sns. Asandrato ny feo hihoby hoe : Isaorana mandrakizay Hianao, Ry Tompo Mahery, Izay manome Ho anay olom-bery ny aina vaovao ; Dera, laza, ..sns.Гөкдәки өйүм fy mdẖwd ạlbqr Quiero Llenar Tu trono de Alabanza Bueno es alabarte, oh Dios My sme Tvojím dedičstvom إذ دخلت قدسك yạlly bạlkẖṭyẗ mḥny Vine iar Domnul să-şi ia mireasa أنا راجع ليك إلهي يريد
Song not available - connect to internet to try again?