Raha mafy ny manjo, Raha be ny hovitray, Raha malahelo fo, Mihainoa, Jeso ô ! Endrikay notafinao, Nentinao ny entanay, Nitomany Hianao, Mihainoa, Jeso ô ! Mafy ny nanjo Anao Nefa tsy mba meloka ; Helokay ny nentinao, Mihainoa, Jeso ô ! Voahombo Hianao, Voatsindron-defona, Nandry tao am-pasana, Mihainoa, Jeso ô ! Raha ory izahay, Ka ny fitarainanay Tonga eo an-tsofinao, Mihainoa, Jeso ô ! Raha tapitra aminay Ny fe-taom-boatendrinao, Aza mba mandao anay, Mihainoa, Jeso ô !Коли я думаю про те Край чудесный нас ждет там на небе Йюджелиин ичин бени яраттън زي قلب من غير دماء Жүсіп Жақып баласы, Рахила оның анасы Ходайны данла җаным Խոնարհվում Եմ Ես Քո Առջև qlby frḥạn fy ậmạn نفسي تتوق nǐ shì zhǔ de xiǎo yáng
Song not available - connect to internet to try again?