Tompo Malala Tsitoha, inty aho Izao vao nandre ilay feo niantso ahy Tsapako anatiko ao ny herinao Mitaona ahy mba hiverina Aminao. Raiko ô ! Raiko ô ! Inty aho Raiso mba ho isan'ireo zanakao Fa izaho 'zay nania dia hiova Hanaraka ny didinao Ray ô! Jesosy Zokiko ô ! Raiso aho Ho isan'ireo zandrinao tianao Neniko ireny taloha fa hiova aho Raiso aho ! Raiso aho Jeso ho Anao. Tompo ô! Tompo ô! Inty aho Raiso mba ho isan'ireo zandrinao Fa izaho 'zay nania dia hiova Hanaraka ny didinao Jeso!Asa vorbeşte Domnul Зцілення (Shchavlinskyi) ḥbk kẖly̱ qlby ạ̉syr Gulzorda gullarni kim yaratgan Nu-i mai dulce, mai sfântă cântarea ชีวิตข้าขอรับใช้ నీ వాక్కు వినిపించుమయ్యా Восхищаюсь Тобой للرب الارض وملؤها - تأمل ạ̉kẖṭyt
Song not available - connect to internet to try again?