Raiso aho, Tompo ô ! Fa te-ho mpanomponao ; Raiso koa ny androko, Ka anarano fo izao. Raiso re ny tanako Mba hanao ny asanao ; Raiso koa ny tongotro Ho fanirakirakao. Raiso ny fahaizako, Ento mba hanaja Anao ; Raiso koa ny volako Ho Anao tokoa izao. Raiso re ny vavako Hampiseho ny hafatrao ; Raiso koa ny feoko Ho mpanandratra Anao. Raiso ny fanahiko Diovy ho tempolinao ; Raiso aho, Tompo ô ! Ho Anao mihitsy izao. Ho Anao manokana, Ry Mpamonjy, Tompo soa ! Ho Anao dia Anao tokoa, Ho Anao mandrakizay.Spojme hlasy v piesni zvučnej Небо влечёт ٴبىز جالعىز جۇرمەيمىز Гьоклерини, Еллеринин Ишлерини Dicsérettel jövünk eléd Yo quisiera hablarte del amor Ыйса гана, Ыйса Куткаруучум نزل من السماء Магтаалыг Танд өргөн ٴار ٴبىر ايتقان ٴسوزىڭدى
Song not available - connect to internet to try again?