Lehibe sy mahagaga Ny fitiavanao Ny fonay ravoravo Te hidera anao, ry Ray Izao fotoana anio izao Hatreo ka mba tahio Ny vavaka ataonay, Ry Tompo, mba valio Maro be ny olona 'Zay lavitra Anao Voafatotr'i Satana ka Sondrian-tory ao 'Reo namanay 'zay ory koa Todiho sy jereo Mitenena Ianao mba Ho afaka ireo Tompo ô ! ombay ny Fanahinao 'zahay Hahatontosa ireo adidy Eo antsorokay He fantatrao fa mbola Votsa sy malemy koa Ny Sandrinao iankinanay Herinay tokoa.Прости гріхи Ca si noi copiii Dałeś nam siebie T'adoriam Duchu Święty przyjdź z ogniem Swym mhmạ ạlʿạlm ạyẗ hy ḥqyqẗ ạymạnk Viac ako včera بئر۔بىرىبىزگە بئز دوسپۇز، كەرەكپئز bykẖwfwnạ
Song not available - connect to internet to try again?