Ray ô ! asehoinao Aminay ny antranao, Raisonao ny zanakay Atsangana ho Anao. Zanak'Andriamanitra ô ! Mba ekeo ny hatakay, Trotrinao ny zanakay Taomy ho mpanomponao. Ry Fanahy Masina ô ! Mitoera aminay, Indro re ny zanakay Ampianaro, hazavao. Ry Jehovah Izay Iray ! Nefa Telo, dia ny Ray, Zanaka, Fanahy koa ! Mba tahio ny zanakay.Grand Dieu, nous te bénissons De esti trudit Pred Tebou sa skláňame Spievaj haleluja! nʿly̱ mjdk Где вы познавшие радость спасенья wǒ xū yào yé sū zài wǒ de shēng mìng zhōng Vari hľadať vodcov iných? Mari Datanglah Хліб життя
Song not available - connect to internet to try again?