Re tokoa ny feon'anjely, Irak'Andriamanitra ; He, ny teny mahafaly Avy ao an-danitra. Entiny ny teny tsara, Ho ety an-tany izao ; Voninahitra aman-dera, Tompo, no omena Anao ! (in-3) Voninahitra aman-dera, Tompo no omena Anao ! Teraka any Betlehema Ilay Mpanjaka manan-jo Ka misatro-diadema, Voninahi-tsy ho lo, Misy 'zao ety an-tany Fihavanana tokoa, Hafalian-tsy holany Fitahia-mahasoa. (in-3) Hafalian-tsy ho lany, Fitahia-mahasoa. Be ny lazanao, ry Tompo ! Tsara ny Anaranao, Zovy re no tsy hanompo ? Iza no handà Anao ? Hasina sy arahaba No aterina aminao ; Fanjakana tsy ho rava, Ry Mpanjaka ! no Anao (in-3) Fanjakana tsy ho rava Ry Mpanjaka ! no Anao.L'eco di un canto nuovo Huzuryňda bar bolaýyn mstḥq ạlsjwd yào cháng cháng xǐ lè bù zhù de dǎo gào ymkn ykwn yạ sydy ạ̉nt ạlḥbyb ให้เราสรรเสริญ Ó, Pane, dílo své yạ msyḥnạ Я не боюсь
Song not available - connect to internet to try again?