Ry Andriananaharinay ! Isaoranay ny Anaranao ; Nambininao ny tranonay Ka vita tsara ho Anao : (Feo 1-2) Fenoy, fenoy, fenoy Ny hamasinanao Ny tranonay ho tranonao. (Feo 3-4) Fenoy, fenoy ny hamasinananao Fenoy ny hamasinanao Ny tranonay ho tranonao. Ry Jeso ! avy izahay Hitokana ny tranonao, Ny trano izay naorinay Ho voninahitrao anie : Fenoy, ..sns. Avia, Fanahy Masina ô ! Hitoetra eto aminay, Ny aizinay mba hazavao, Hanananay fo be fitia : Fenoy, ..sns. Mba raisonao ny deranay Izay enti-mankalaza Anao ; Ny trano itokananay Ekeo tokoa ho tranonao : Fenoy, ..sns.L'amore حمامة Каинатни яратқан (Тиләкләр 2) tʿlyq 4 - myn ạlksbạn ? Алілуя يا رب ليك كل السجود ДЭЭРДЕ АДАВЫС Воқеа Dari V Track 07 مئات ألوف ربوات قدامك
Song not available - connect to internet to try again?