( Hira Paska ) Ry foko, mitsangàna izao Ka miderà ny Tomponao, Andriamanitsika. Nasehony ny heriny. Ny fasana levoniny Tsy hahatàna antsika. Derao ! Hobio ! Haleloia sy hosana, Fanjakana : Azy Tompom-pahefana. He ! vitanao Mpanavotra Ny lova mahasambatra : Ny fasana resenao. Mahazo toky fatratra, Ny mitomany, sasatra : Ny lanitra vohanao. Jeso Kristy Izay nitsangana maraina Tompon'aina : Andro Paska, arahabaina. Derao ny voninahiny ! Ankalazao ny heriny, Fa resy re satana. Ry tany sy ry lanitra, Derao Andriamanitra Akaro ny hosana. Raiso Tompo, Raisonao ny voninahitra Aman-dera : Ho anao, ry Zanakondry.Amico Vivo per te Dans ton amour, divin Sauveur ạ̹n rb ạlmjd rạʿy آمد مسیح اندر جهان Mnoho je práce ạ̉nạ jạylk qlby dẖlyl nbạrkk yạ mlyk ạlmjd rbnạ wwlynạ Кто этот Царь Всё Может Бог
Song not available - connect to internet to try again?