Ry hava-malala misaona Mangina fa mbola hihaona Isika sy izy nalaina, Raha tonga indray ilay maraina. Ny naman'ny tany ihany No mody ho amin'ny tany, Ka dia ny fanahy mifindra Ho amin'ny Avo indrindra. Tsy mainsty afafy aloha Ny vary vao mety hamoa ; Ny faty halevina koa Tsy very fa mbola hifoha. Dia miandrandrà, ry mpisaona ! Ho avy ilay lohataona, Ka dia haniry ny voa, Izay misy ny ain'ny Tsitoha. Ho avy ny Tompon'ny aina Hiantso ny vovoka maina Hitafy ny fahazavany Sy hiditra ao am-panjakany. Faingàna, ry Kristy Mahery, Ry Fanantenanay irery, Ny fasanay iva tsarovy, Ny toky nomenao mba tovy !rby bḥbh بركات لينا طول الطريق On jest rozwiązaniem في حزن شديد fyk mạ ạ̉rjw wạ̉ktẖr Trecura ani din viata ta Na kríži visel pribitý V jedného Boha veríme ES203 konfiweb Binecuvântat e orice om Агар сен келмасанг
Song not available - connect to internet to try again?