Ry Jehovah, Ray Mpahary Sy Mpamelona anay, Tsapanay fa tsy manary Hianao Mpitondra anay ; He, mandrotsa-pitahiana Sesehena Hianao, Ka dia feno fifaliana Izahay mpanomponao. Noteneninao ny tany, Notarihinao izahay, Ka nitobaka aoka izany Izao ny vokatra azonay. Feno hika isan-taona Ny fitiavanao anay, Ka aoreno tsy ho foana, Tompo ô ! ny asanay. O ! mba raiso re, ry Tompo, Izao fanatitray izao ; Enga anie ka mba hitombo, Handrosoan'ny hanitrao. Raiso koa sy hamasino, Ny fonay hiasanao ; Ny Fanahy ampidino Hampahery, hanavao.Plesajme, kresťania Биік тауларменен Бақташым келеді СЪБУЖДАМ СЕ СУТРИН Le Maître est là Tal como soy Señor ەگەر بولسام О возвещайте вы о Христе Marchons avec joie Eu son a videira verdadeira He Was Not Willing
Song not available - connect to internet to try again?