Ry Jeso ny fitiavanao No ifalianay Fa voavono Hianao Hisolo voina anay, Mba raisonao re Ny saotra aterinay izao, Ho fanajana Anao, Mpamonjy tia ! Mahery ny fitiavanao, Ka itokianay ; Izay mikamabana Aminao Dia tsy hangaihay, Mba raisonao re, ..sns. Ambony ny fitiavanao, Ka tsy mba takatray ; Kanefa noho ny herinao, Hiezaka izahay, Mba raisonao re, ..sns. Hiezaka izahay, Jeso ! Ka mba ho tia Anao, Ka tsy hatahotra eso koa, Noho ny Aminao ! Mba raisonao re, ..sns.wạḥd ạ̹tnyn tlạtẗ gẖyrẗ ạlrb Aj keď málo mám síl Куртар Бени Дюшманларъмдан Kicsiny kis fényemmel Мұхиттар Te--adorăm în fericire To You be the glory Non lasciarti vincere yạ try̱ ạ̉y ṣdyq
Song not available - connect to internet to try again?