Ry Jeso ô ! tahio izahay Atý am-pandehananay ; Ny hadalanay avelao, Ny fonay koa ovay ho vao, Arovy re ny olonao, Ny lalanay mba hazavao. Ny aizim-be alehanay, Mamely koa ny rafinay ; Tsy fantatray izay hanjo Ka be ny tahotra ao am-po. Arovy re ..sns. Mikasa mafy izahay Ho tsara, nefa fantatray Fa raha tsy ambininao, Tsy misy azonay atao. Arovy re ..sns. Mba tano mafy izahay Ambara-pahafatinay, Dia ento ao an-danitrao Izahay ho faly aminao. Arovy re ..sns.تعالوا تعالوا يا تعابى - ساتر Ulugʻlangin o Iso ạ̉smạʾ ạllh 3 - bwls bsẖry̱ Tu stând pe mal m-ai aşteptat Звездочка милая О смерть Где скажи твое жало 不要因为第一次飞翔 Dieu, le tout-puissant Créateur Pour toi seul K trónu slávy Tvojej, Hospodine
Song not available - connect to internet to try again?