Ry Jeso ! vory izahay, Fa andronao anio Dia avy mba hivavaka Atý an-tranonao. Ka na aiza na aiza ny olonao No vory toy izao Ny herinao mba asehoy, Efao ny teninao. Ny hira ikambananay Atý an-tranonao. Ekeo ho fanandratana Ny voninahitrao. Ny vavaka tononinay Eo anatrehanao. Mba raiso ho fanatitra Ankasitrahanao. Ny teny fitarainana Ataon'ny ory koa Soloy fifaliana Hisaoranay Anao. Ny teninao halahatra Hambininao anie Hamelom-pitiavana Am-pon'izay mandre.Агар бахту омад Миңдеген аллилуйя Erőd várjuk kẖdẖny llmdy̱ ạlbʿyd PRAISE HIS HOLY NAME A Mighty Fortress Ивээлийн үндэс болсон Jöjj el, jöjj el Иман, Умут едиленлере Иса Месих Раб
Song not available - connect to internet to try again?