Ry Jeso Zana-Janahary Sy fototry ny aim-baovao ! Mba aniraho ny Fanahy Izao madinikao izao. Ny fahafatesanao nandresy No aoka hitombonany, Ny herinao tsy mety resy No mba ho fiarovany. Ka ny Anaranao hajaina Dia mba omeo ny zanakay ; Ka io no hialany aina Sy hitsanganany indray. Tantano izy tsy ho osa, Raha lavitra ny diany ; Fa raha fohy izany kosa, Mba raiso ny fanahiny. Ka mba soraty ao am-pony Ry Tompo, ny Anaranao, Ka ny anaran'ny mpanompo Soraty ao an-tananao.Стъпка по стъпка Lal Immanuel Иште гелдим, сенин калбине Бүх хүмүүс Их эзэнээ On sám, hoden všetkých chvál Einzigartig Alleluja, alleluja Megkötöm magamat Dance and Celebrate Ничин Севийорум
Song not available - connect to internet to try again?