Ry Jesosy mba tantàno, Ho tafita soa arý Ka ambeno sy sakano Izay rehetra loza atý. Rano be mangeniheny Izao alehako izao, Ka aoka Hianao hiteny Mba ho tokiko hatrao. Aza miandry ao am-pita Sao dia fefika aho atý ; Fa avia hiara-mita, Dia ho tody soa arý. Raha sendra ka manonja Izany alon-drano be, Aoka Hianao ho tonga Hampitony azy re. Ao ny rivotra mahery Mety hampivadi-po, Fa ny feonao irery Mampisava ny manjo Any koa ny vatolampy, Sy ny biby maro be. Fa ny herinao dia ampy, Ka vonjeo ny zanakao. Ry Jesosy ! Mihainoa, Izao fivavako izao, Mijoroa, misehoa, Ka jereo ny diako izao ; Mbola lavitra ao am-pita Ka tsy hita izay hanjo, Toy ilay tao Genesareta, Misehoa Hianao !فيض عليا بروحك مزمور 23 - مرنم Хочу увидеть Záštita má Sa fie oare adevarat? bḥbk ktyr qrạry Radosťou veľkou Ny Mpamonjy no mitady fihavanana aminao Uyan Kilise Parla
Song not available - connect to internet to try again?