Ry Jesosy Tompoko, Izay nanetry tena ô ! Naka ny tarehinay Hanavotanao anay Mba omeo anay izao Ny Fanahy Masinao, Hanarahanay Anao. Zanak'i Davida ô ! Mba midira ao am-po, Raiso ka diovinao Izy ho tempolinao ; Izahay manasa Anao Honina ao am-po izao Koa mba ekeonao.Нема таких як Ти Ты моя слава اتابىز Voglio mirar la tua bellezza Ojcze w niebiesiech దేవా నీ గొప్పకార్యములన్ إلهنا عظيم qd ftḥt ạlbạb Мен неге Сені іздеймін Өргөл
Song not available - connect to internet to try again?