Ry Jesosy Tomponay Ravoravo izahay ; Tonga izahay izao Mba hihaona Aminao ; Indro misy tranonao Hitokananay izao. Ka mangataka Aminao Izahay, ry Tompo ô ! Aoka mba horaisinao Izay nataonay ho Anao : Trano fiangonana Trano fivavahana. Aoka mba ho fantatray Eto ny alehanay, Fa vahiny izahay, Ka ny tanindrazanay Dia any Aminao ; Koa mba tarihonao. Aoka ny Anaranao Mba hohamasininao ; Aoka ny Fanahinao, Mba ho tonga hanavao Ny mpanota marobe, Dia hovoavonjy re ! Ka ny fiadananao Ampombay ny olonao, Hampikambana ny fo, Ka ho toy ny iray tam-po, Mba hifankatiavanay Izao sy rahatrizay.Сана Мухтаджъм మార్గము చూపుము ఇంటికి jạy̱ mn bʿyd Adorami Боже славлю Тебе Yaptıkların Годы Годы юности летят TÁ RIEKA UŽ TEČIE قراءة 1 - من غير حدود Cu suflet mă grăbesc
Song not available - connect to internet to try again?