Ry Jesosy tsara Ao an-danitra Izahay dia zaza Saro-tahotra. Koa ny anjely Mba irahonao Ho anay izay kely, Raha sitrakao. Dia mba tantano, Jeso, izahay, Ary mba fahano Ny fanahinay. Hianao, Mpamonjy, Dia tianay; Izahay voavonjy Tia Anao indray.Čuj naše prosby, Pane SAFE WITHIN THE VAIL ạ̉ḥbk rby yswʿ Je niekto z nás smädný Есть край Han är uppstånden mạ ạtʿlmtsẖ يا سيدي كم كان قاسيًا 当我将死在狼的口 Nous mourrons, mais
Song not available - connect to internet to try again?