Ry Kapiteny, be ny ady manjo Mila ho reraka sy kivy ny fo, Ka hatanjaho mba hatoky Anao, Tompo ô ! avia mamonjy ahy izao : " Eny, Izaho mamonjy anao, Ka mampahery sy miaro anao ; Aza matahotra mihitsy hianao, Fa Izaho momba sy manampy anao." Ny fahavaloko atý mba reseo, Ka taomy aho mba handray rahateo Ny fiadiana avy ao Aminao ; Tompo ô ! vimbino aho, aza mandao ; " Eny, Izaho, ..sns. Loza tokoa re ny tahotra teo, Ka na mamely ahy aza ireo, Tsy mba manahy intsony aho izao Fa mamonjy sady tsy mandao Hianao. " Eny, Izaho, ..sns. Fa ny mpiady maharesy atý No hosatroham-boninahitra arý ; Maro no efa tonga ao Aminao, Tompo ô! avia hitarika ahy hankao " Eny, Izaho, ..sns.ạ̹lqạʾ 5 Je to krv xǔ duō gōng rén shī zōng Құдайдың сүйіспеншілігі сондай يسوع حررنا Ry mpisaona malahelo تعليق 1 - بازين الشجرة L'amore eterno 让全世界都听见主声音 THE WORD IS GOD
Song not available - connect to internet to try again?