Ry Mpamonjy olom-bery ! Ry Jesosy tia anay ! Izahay tsy manan-kery Tsy mba hendry, tsy mahay, // Koa Hianao irery No mba iankinanay // Ry Mpamonjy be fitia ! Aza ilaozanao izahay ; Ry Jesosy ô ! avia, Hianao no tanjakay ! // Miarova, manampia, Be ny fahavalonay // Ry Mpamonjy ! mitantàna izao mpanomponao izao ; Be tokoa ny fikasana Ta-hanao ny sitrakao // Nefa be ny fahosana Momba ny mpanomponao // Ry Mpamonjy, Jeso tia ! Mivimbina, mamonje ; Ry Mahery, manampia ! Miambena, mijere ; Miarova, mitariha, Ry Sakaiza lehibe !fy kẖḍwʿ llạ̹lh Náš Boh vládne Tapınırım - Tapınırım С такой любовью как мать Krídla في ظلام ليل بارد Non dubito Grande sei tu Chcem ti vyrozprávať nwry nwry
Song not available - connect to internet to try again?