Ry mpisaona malahelo, Mijere ny Tomponao, Izay namindra ny malala Mba ho ao an-danitra ; Mba fafao ny ranomaso, Andrandrao ny lanitra Mitsahara, ry mpisento, Ka derao ny Tomponao ! Nofo no anterintsika Ao am-pasana anio ; Ny fanahinay anefa Tsy mba ao anatin'io. Jeso no namindra azy, Lasany ny havanao, Fa navotany ho Azy, Ka derao ny Tomponao ! Mangataha fahendrena, Ka isao ny andronao ; Mikatsaha famonjena Sy fiainana vaovao, Mba horaisiny tokoa Honina any Aminy, Ka hekeny ho sakaiza, Mba ho ao an-tranony.Думаю о святости Господней mzmwr 150 - mrnm sr ạlkwn msẖ hnnzl ʿynynạ Požehnané meno má Pán ارحم شعب بلادي Bezpiecznym ja w objęciu Jezusa Рақымы мол Әкем ạlrb ybny knystẗ وو، قانداي باقىت
Song not available - connect to internet to try again?