Ry mpivahiny reraka sy ana, Herezonao ny dia, fa irý Ny lapa soan'ny fanantenana, Ka aza mba mamoy fo etý, Fa vetivety Hianao no eto, Dia tapitra ny alahelonao, Ka dia mba ononinao ny sento, // Fa mihafohy ny alehanao // Jesosy no mpitsinjo mpivahiny Ka Izy dia ta-handray anao ; Ny fony dia toy ny fahiny Ka vonona hitantana anao, Ka miezaha hanatratra eny, Antsoiny hianao izao hoe : Minoa Ahy araka ny teny, // Ny tranon-dRaiko dia lehibe // Mangoraka anao izao ny fony Ny tena aman-drany vatsinao, Ka aza mba mihemotra intsony, Fa ampy ho anao Jesosinao, Ka raiso ny finoana ho ampinga, Ny teny masina ho sambatra, Ny fahamarinana mba hahakinga, // Ny fitiavana hanandratra //Eu nu ma tem, eu nu ma tem يا روح الله املكنا sẖkraⁿạ llh ạldẖy yqwdnạ Ты спасёшь бедняков взывающих Իմ Տերն է հզոր,ահեղ ու փառավոր مەنىڭ ۇلى ۇستازىم Qarşında diz çökürəm ạ̹ḥtmlny lái a wǒ men xiàng shén chàng xīn gē Птички Божьи домой собирайтесь
Song not available - connect to internet to try again?