Ry Raiko feno antra ! Inty ny zanakao, Ny foko dia mahantra Raha lavitra aminao ; Fa tany karankaina Izao tontolo izao, Ka reraka ny aina Mihataka aminao. Nivezivezy aho Nikaro-java-tsoa, Izay rehetra hita Nandramana avokoa ; Nandany taona maro Nanaran-tsitrapo, Kanefa tsy nahazo Izay mahafa-po. Mamitaka mihitsy Izao tontolo izao, Ny mamy dia mangidy, Izay tena soa tsy ao ; Koa aza mba adalainy Intsony re, ry fo ! Andeha mba ho hendry Hatramin'ny anio. Ry Jeso, Mofon'aina Sy Ranon'aina koa ! Hianao no mahatòny Izay filan'ny fo ; Hianao no mahavoky Hianao no manome Izay irin'ny foko, Dia hasambaram-be.qrạʾẗ 1 Да Те познавам повече Жаратушы Қудйыды алғислайман журиктен أنا باطلب مجدك Жакшы Кабар угулат Аллилуйя Аллилуйя Он Господь Он Господь Господь Твоя любовь к нам бесконечно велика ASA 16 / 31 Az élő Jézust magasztalom باتاسى تەڭىرىمدىن بۉت ەلدى جالعاسىن
Song not available - connect to internet to try again?