Ry Raiko ô ! mba raiso ny tanako Tantano mba handroso ny diako Hazòny tsy hania ny zanakao, Ry Raiko ô ! avia, tarihonao. Ny foko ta-hanoa ny didinao, Kanefa mora voan'ny ratsy izao Ka dia mba fenoy ny herinao, Ry Raiko ô ! henoy ny zanakao. Rehefa tsy mahita ny lalana Ka toa tsy ho tafita ny lalina, Fa ketraka ny aiko, dia raisonao Trotroy aho, Raiko, an-tratranao.Әсем Әуен OH LORD, THY GRACIOUS GIFTS ạ̉mạ ạlrb fhw ạlrwḥ qdws ạ̉nt yạ ạllh Թող Որ Սիրտս Դառնա Šťastni, kdo se obrátili Həyatın sözləri yalnız Səndədir lyk ạlyd ạlʿlyạ إلهي يسوع Już bez zakonu - o, błogie życie
Song not available - connect to internet to try again?