Ry Raiko ô ! Ry Raiko ô ! Efa nanota teo imasonao Ity Zanaka mahantranao ; Ninia niala teo an-tranonao Mangovitra ny feoko, Torovana ny foko, Kanefa tazako Hianao Ka mamelà, mamelà, Raiko ô ! Ry Raiko ô ! Ry Raiko ô ! Ho tanterahiko ny anjarako ; Mandao ny lalako taloha; Izay nanalavitra ahy taminao Tratrariko ny eo aloha, Ilaozako ny lasa, Inoako ny famindramponao Ka mamelà, mamelà, Raiko ô ! Ry Raiko ô ! Ry Raiko ô ! Atsory amiko ny tananao Hamelona ny heriko Fa reraka aho, ka tantanonao Ny fitiavanao, Ray ô ! Fanilo sady toky Andraisako fiadanam-po, Ka mamelà, mamelà, Raiko ô ! Ry Raiko ô ! Ry Raiko ô ! Ho olom-baovao itý zanakao Raha tonga eo akaikinao Fa ho sasan'i Jeso Tompo tia Tsy tapitra ny antranao, Fa manana amby ampy Dia manantena aho izao Ka mamelà, mamelà, Raiko ô !فين المعني في حياتي В Господнем Свете, в Его присутствии Dieu, c'est dans ta Sion sainte Ziua cea de azi s-o faci ziua bucuriei Nie ma już potępienia svetits lai tavs vards Ó srdce kamenné Севгин Ичимде Nie wiem, co dzień przyniesie mi إهتفي للرب يا كل الأرض
Song not available - connect to internet to try again?