Ry Raiko ô! Tariho. Fa maizina ny alehako. Ary be ny rahona sy ny kotroka ao ambony: Indro, mivezimbezina aho, fa variana; Raiko ô tariho aho hody re; Raiko ô! Raiko ô! Mombà ny zanakao. Ry Raiko ô! Tsy hita Ny faran'ny alehako, Ary maniry ny fitsaharana ny foko 'zay omenao. Raha mbola eto aho, sintony sao mivily; Raiko ô! Mba tano aho ho Anao; Raiko ô! sns... Ry Raiko ô! Tariho, Fa be ny tsilo sy ny fandrika Ao an-dalambe, ka ketraka, Nefa nantsoinao aho tsara; Raiko ô! Mba raisonao ny tanako: Raiko ô! sns... Ry Raiko ô! Manindry Ny hazo-fijaliana Mavesatra, Izay entiko isan'andro; Tohany aho, ry Raiko ô! fa reraka aho; Raiko ô! Mba manampia ahy 'zao: Raiko ô! sns...Cuando esta iglesia te alaba lyk kl ạljlạl mkẖlṣy dẖbḥt - hrmạs smyr Şäherim Ты моя истина Ты моя радость Měl srdce jsem černé jak noc Świętemu Bogu oddaj cześć هل تعبت جدًا Sei tu Gesù Žehnaj ma, Pane!
Song not available - connect to internet to try again?