Ry Ray malala ô ! Mba raisonao Ny haja entiko Hidera Anao. Ny fitiavanao No maiko izao Izaho dia Anao, Ry Raiko ô ! Ry Jeso tia ô ! Mpanavotra, Ta-hankalaza Anao Ny vavako ; Ny avo-dehibe Manafaka ahy e ! Izaho dia Anao, Ry Jeso ô ! Fanahy Masina ô ! Mpananatra, Mahiratra tokoa Ny masoko, Mazava re izao Ny lalako hankao ; He ! fifaliam-be No ahy izao.بشوفك بقلبي Люди всей земли ạ̉qdr ậqwlh ạ̉bwyạ I Din Närhet Кричи к Иисусу Ny andro efa lany أبطال الإيمان Є у мене Друг Chantez au Seigneur Kuch va Qudrat
Song not available - connect to internet to try again?