Ry Tompo be fitia ! Izaho zanakao Tantano tsy hania Hiaraka aminao ; Fa mamiko tokoa Ny eo ankaikinao ; Tsy orin-java-tsoa, Izay sakaizanao. Harena be an-tany Mamilivily fo, Fa tiana mora lany Ka tsy mampionom-po ; Izany aniriako Hifikitra aminao ; Atolotro ny foko Ho eo an-tananao. Fa raha Izaho irery Voasakan-tsitrapo, Mandeha manirery, Ka maro no manjo ; Izany no ilàko Hiaraka aminao, Vimbino aho, Raiko ! Ho eo an-tananao. Tsy hitako mihitsy Izay mahafa-po, Tsy misy etý akory Izay tsy mety lo ; Fa ao am-paradisa No feno zava-tsoa, Tsy mahadisadisa, Fa sambatra tokoa.ʿny qḍy̱ Ya Tuhan, pada Saat Dibaptiskan هاعيش أحبك byrwt lyk slṭạn Иисус на троне Он Царь Jak si krasne Jezuliatko byn ạlḥrbẗ wạlmsmạr يا أبـو المجد النوراني - Live شۈكرى چىن قەلبىمىزدىن
Song not available - connect to internet to try again?