Ry Tompo mahavonjy ô ! Henoy ny vavakay, Ka mamelà ny helokay ; Fa tena tsy mba fantatray Izay tokony hatao. Ry Tompo be fiantra ô ! Malemy izahay, Kanefa raha ampianao Dia hanan-kery toa Anao Izahay mpanomponao. Ry Tompo izay Mpandresy ô ! Omeo ny herinao, Fa tianay handresena koa Ny ota mety hahavoa Ny olon-tianao. Ry Tompo Ilay Mahery ô ! Ampionao izahay, Hijoro, hampiseho izao Fa aminay tokoa Hianao Ry Tompo tia ô !كنت في طين الحمأة 盘石盘石耶稣基督 Otwarte jest niebo เมื่อพระวิญญาณพระเจ้าสวมทับข้า ʿjybạ msẖyrạaⁿ مستر عنه الوجوه Sang Безне ишет Аллам Haleluja, ať zní ze všech úst Yashayman qanotlaring ostida
Song not available - connect to internet to try again?