Ry Tompo ô ! tariho Ny ondrikelinao, Tantano sy vimbino Hanao ny sitrakao ; Raha misy hafaliana, Dia taomy mba ho tia ; Raha sendra fahoriana, Sakano tsy hania : Ry Jeso ô ! tazano Ny lalanay izao, Tariho sy tantano Ho ao am-balanao ; Anio dia mikasa Hanolo-tena koa, Fa nenina ny lasa Hiezaka tokoa. Anio ho hafaliako, Ny foko lasanao, Ny maminao no tiako, Hatao ny sitrakao, Ny androko rehetra, Atolotro Anao ; Anao tsy misy fetra, Ka raiso, anjakao : Ry Jeso ô ! tazano .. sns.mtkly ạ̉nt Yesus, Tuhan, Engkaulah Mesias yạ sydy ạ̉ḥbk Лайықсың أسكن تحت ظل جناحيك รักรักรัก ʿrwsk ạlmfdyẗ Ты нёс меня над водою О Дух Святой даруй Твое общенье كىمدە۔كىم جوعورۇدان تۅرۅلبۅسۅ
Song not available - connect to internet to try again?