Tompo Zanaharinay ! Jereo ny fivorianay, Izao fampakaram-bady izao Tahio sy hamasinonao. Ireo zatovo roa ireo Manketo anatrehanao, Fa mifanaiky izy izao Hivady sy hifanasoa. Mangataka aminao izahay Hitahy ireo havanay, Raha ory mba ononinao Raha faly, aza ilaozanao Arovinao ny tenany, Tsinjovy ny taranany ; Ho-tsara fara anie ireo, Ho ravoravo toy izao. Ny fifalianay anio Hitohy hatrarý anie ! Ity andro lehibe ity Ho santatry ny soa arý.خذني بقرب قلبك Средь ночного мрака в мире слышен крик يا من لا تحجب وجهك Ty jsi můj svět Бейбітшілік орнасын елімізде JESUH NIH A KA DAWT Hűséged Végtelen عارفك لما تيجي ھاياتنىڭ تار يولىدا كېتىپ بارىمەن Yalnız Sen Layıksın
Song not available - connect to internet to try again?