Ry Mpamonjiko Ray Malalako ou ou ou Mifona Aminao ty zanakao mitalaho Tompo ô Fa diso taminao izahay ka mangataka ou ou ou Famelana sy famindrampo avy Aminao Ray ô ! Ry Tomponay ô avia omeo Anay izao anio izao Ny fo madio sy Masina Anananao Dia tsy ho very na hoe mbola ho diso ihany indray Ny tena sy Fanahy izay anananay Ry Mpamonjiko Ray Malala ou ou ou Be tokoa ireo ota efa vita sy nambabo anay Ka angatahinay Aminao sy irinay koa ou ou ou Famelana sy famindrampo avy Aminao Ray ô !Be Unto Your Name وهاعيش لك Her Şeyle Jakże ja szczęśliwy wạ ḥbyby wạ ḥbyby Eternamente tu Әйса өлүп тирилди (Муһәббәт) Wonder (Spontaneous) మహిమ నీకే ప్రభూ, ఘనత నీకే ప్రభూ Wielu różnym, wielkim sprawom
Song not available - connect to internet to try again?