Ry Tomponay Tsitoha ô! Mpanao izao tontolo izao, Ankalazainay Hianao Fa lehibe ny herinao, Ny hiran'ny anjelinao Manerana ny lanitra, Manehoeho fatratra Ny hobin'ny voaavotra; Fa masina, fa masina, Fa masina i Jehovah! Ka heniky ny lazanao Ny tany sy ny lanitrao. Ireo mpitory irakao Mihoby eo anilanao, Nahefa fanompoana, Mihira ny fisaorana Izao olonao rehetra izao Dia mino sy manaiky Anao Ho Ray Tsy miova sady to, Mahery ny mpamindra fo. Ny Zanakao nirahinao Sy ny Fanahy Masinao Isaoranay Anao, ry Ray, Fa foto-pamonjena anay! Ry Kristy ô, Mpanjakanay Mitovy hery amin-dRayأنت ربي Adorerai il Signor Dio tuo Гоҳ кетсам жондан тўйиб Praise Him kẖdnạ mʿạk قۇداي بالالاردى سۇيەدى يا إلهي يا فادي 하나님 어린 양 Tenn Lys Поют сердца колокола
Song not available - connect to internet to try again?