Ry Mpamonjiko Ray Malalako ou ou ou Mifona Aminao ty zanakao mitalaho Tompo ô Fa diso taminao izahay ka mangataka ou ou ou Famelana sy famindrampo avy Aminao Ray ô ! Ry Tomponay ô avia omeo Anay izao anio izao Ny fo madio sy Masina Anananao Dia tsy ho very na hoe mbola ho diso ihany indray Ny tena sy Fanahy izay anananay Ry Mpamonjiko Ray Malala ou ou ou Be tokoa ireo ota efa vita sy nambabo anay Ka angatahinay Aminao sy irinay koa ou ou ou Famelana sy famindrampo avy Aminao Ray ô !Lumina in noapte Na Teba čakám Кутсал Гийсилер Ичинде Ja viem, že Spasiteľ môj žije ЬОзгюрлюк Вар No hay imposibles para Dios Мама أنقذتني خلصتني Siempre firmes Вечной любовью тебя возлюбил Я
Song not available - connect to internet to try again?