Ry Zanahary Tomponay, Mpanao izao rehetra izao ! Tsinjovy re ny olonao, Ka miantrà ny lovanao. Ry Tokinay sy Tanjakay ! Mba mitalaho izahay ; Tsarovy re ny zanakao, Ka mamelà ny helokay. Ry Tomponay, Mpamonjy soa ! Tariho izahay izao Hanompo sy hanoa Anao, Ho voninahitrao tokoa. Rehefa hody izahay, Mba raiso ny fanahinay Handray ny hasambarana Atolotrao, Mpanavotray.قۇتقارىلۇۇ قۇدايدان أتي إليك حبيبي أدنو إليك В вышине небесной дымке тает Broken Chains Бузург аст Худо من نبع جنبك Ne Mutlu Prys God in Sy Heiligdom Jamolingni kursam deyman
Song not available - connect to internet to try again?