Ry Ziona, mitsangàna, Ka mihazavà izao ; Andrandrao ny fahazavana, Izay miposaka aminao Maizina ny firenena Amin-tany fantatrao, Fa tsy manam-pamonjena, Nefa ankohonanao Atopazy re ny maso ! Marobe ny zanakao ; Toy ny tany feno hazo, Eo anatrehanao. Asandrato ny fanilo Hanazava lavitra, Mba ho marobe no hino, An'Andriamanitra. Ry Jesosy, notahianao Anie ny lovanao ; Olo-maro izay irinao, Taomy mora ho Anao.İsa, Sevdim Seni İsa بشوف منيح Máme radostnú správu Ruhun Iko, Zo Gare Mu Zahodím všetok smútok We'll walk in the light ขอบพระคุณพระบิดา Roada Duhului Достоен Агнецът چگونه از یاد برم
Song not available - connect to internet to try again?