Sambatra ny mankatò Izay lazain'ny Tompon'aina ; Sy manaiky eram-po Fa hanolotra ny saina, Ka mitandrina ny didy Toy ny zava-tsarobidy. Sambatra izay mandà Raha taomina hanota, Ka na dia halatsa-drà, Tsy mba mety resin'ota, Tsy ekeny ny mpanimba, Na ireo mpanazimba. Sambatra ny olona Izay misaina ao am-pony Andro aman-alina Ny lazainao, ry Mpamonjy ; Fa ataonao toy ny hazo Maitso tsara, tsy malazo.Ыраазымын Сага, Теңир Il tuo amor Знаю меня победа ждёт byk ạ̉frạḥy ạ̹btdạ̹t Orice zid vom dărâma Ta wielka rzecz قاعىلايىن ۇلۇۇ تەڭىر Елате всички днес He has been given Jesus med deg vil jeg leve her
Song not available - connect to internet to try again?