Tafavory izahay Eto anatrehanao, Ry Jehovah Tomponay ! Mba hivavaka aminao. Te-hianatra izahay Mba hanao sy sitrakao, Mihainoa ny vavakay ; Manampia anay izao. Fa mangataka aminao Fanampiana izahay ; Raha tsy ampianao; Dia ho diso izahay. Izay rehetra anananay Entinay miderà Anao, Aoka hazoto izahay Mba hanao ny sitrakao. Aoka handroso izahay Mba hanompo tsara Anao, Dia hifaly izahay Amin'ny fitianao.Eu voi ocroti cetatea mea Если устал ты в земном пути Улугбек 2005 минус 10 O Dieu! nous le plaçons Den odchází tiše Khodavand Shabane Man Ast lw trkt ạlạ̉rḍ ḥạlạaⁿ zhì sǐ shùn fú xiàng gāo yáng Əsirgəməz Gün işığı, Ay nuru Jésus, ô nom qui surpasse
Song not available - connect to internet to try again?