Tao amin'ny lalina No niantsoako Anao, Jehovah ô Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon'ny fifonako. Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô? Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao. Niandry an'i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako. Ny fanahiko miandry ny Tompo mihoatra noho ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin'ny mpiambina ny maraina. Manantenà an'i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin'i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be; Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin'ny helony rehetra. Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka, Ary ny Fanahy Masina; Eny, hisaorana sy hankalazaina anie Andriamanitra mandraki-zay. Amen.Almost there Бог любить تۇۇعاندار ىشەنىمدەگى Безмежна любов Полный скорби и томленья и святых обильных слез Абадий I Hodina už odbila nḥn nʿln ḥḍwr yswʿ Он шел в жару и в зной В пыли больших дорог 主在开道路
Song not available - connect to internet to try again?