Tao an-tany karakaina Nisy olo-maro be, Tsy mba nampodina maina, Tao Jesosy nanome. Na dia mofo kely aza Tonga nahavoky ireo, Fa nitombo mahagaga, Samy faly izy ireo. Fa ny herinao, ry Jeso, Izay namonjy fahizay No miasa lalandava Hahavoky soa anay. Dia tahio ny fambolena Hahavokatra tokoa ; Miantrà ny firenena Tsy ho diso zava-tsoa. Na dia voky fatratra aza, Mora reraka izahay ; Ao ambony ny mateza Iankinan'ny ainay.Canta aleluya al Señor الرب يسوع في وسطنا diǎn rán diǎn rán Iso bilan Слава Тебе سەنىن سۉيۉۉڭ جالىنداي Seamos soldados fieles Сладко верить в Иисуса Теңирдин атын биз даңктайбыз Nursyń Sen, kıeli Seniń qasıetiń
Song not available - connect to internet to try again?