Tompo Mpamindra fo ! Mahery sy Tsitoha Izay nidina tatý Hamonjy ny mania ! Mivavaka Aminao Mifona e ! izahay, Ny gadranay tapaho Hahafaka anay. Tompo ô ! Mpanjaka, Amin'ny olonao ; Faingàna, iantrao Ireo izay narovanao Miondreha, mijere, Izahay niandrandra Anao ; Ny herinao anie Hatafinao ireo. Tompo Mpanova fo, Mpampionona tokoa, Midina ka ampio Izahay hahery izao. Toky mamy loatra No omena anay ; Hatrany an-koatra, Arovinao izahay.Nech ten plameň žiari Setiamu, Tuhanku, Tiada Bertara Uděláme hoky toky malou rotaci Testimonianza จงเต็มด้วยพระวิญญาณ LIANNGAN JEHOVAH, KA HRUAI TUAH Díky za Tvůj kříž أهديك كل المجد Когда приходишь Ты Te alabo mi buen Salvador
Song not available - connect to internet to try again?