Tompo ô ! ampitandremo Izay lazainao izahay ; Hazavao ka mba omeo Hery ny fanahinay ; Ka ny fo ampionony Tsy hitebiteby intsony ; // Mba diovy, hamasino Izahay, ry Tompo ô ! // Ka rehefa hodimandry Izahay, ry Tomponay, Tsy ho taitra, fa hiandry Ny handraisanao anay, Ry Jesosy Tompon'aina, Hianao no antenaina, // Hianao no hanazava Ny hodianay arý //Rabbe Tapının Zbawicielu wywyższony ymkn ykwn Яптъкларън ادخل لقدسك اترجى وجهك ندخل أبوابه بحمد Moʻjizali Ism - Isoda.. قد إيه Jesus, allt till Jesus Ey güçlü Rab Tanrım yücelsin Kutsal İsmin
Song not available - connect to internet to try again?