Tompo ô, endrey ny fitahiana Izay natondrakao ny zanakao Vory eto, feno fifaliana Ampoky ny fahasoavanao. Izay rehetra nikelezan'aina Dia nombàn'ny fitantananao Vonona avokoa izay nilaina Tsy mba lany ny harenanao. Indro trano efa novitaina Hanasoavana taranaka Hitaizàna, hanolokoloana Ireo tanora halain-tahaka, Izay voafafy, antenaina Mba hamokatra tsy tapaka ; Dia ho vanona ny firenena Ka hitombo, hisandrahaka. Izany re, ry Tompo, no finoana Tananay, ka mba herezonao, Izahay handroso tsy hivoana, Eo ambany fiarovanao, Ka ny fangataham-pitahiana Tompo ô ! akarina Aminao Ny Anaranao no iaingàna Hoderaina ny Anaranao.إنت تقدر تقول لعازر Lurianne Dit Rëen Kaybolan Oğul Gibi خداوندا بر من رحم نما hạfḍl ạḥbk yạ yswʿ أنت بتحبني 不可在路上停 Адажио (Исайя 53) Worthy Głoście radośnie
Song not available - connect to internet to try again?