Tompo ô, Tsitoha Zanaharinay, Asan-tànanao re Izao rehetra izao. Mahagaga indrindra Ny fahaizanao Entinao mitondra Sy miasa ao. Hianao, Jehovah Ao mandrakizay Na miovaova Izao rehetra izao. Mahagaga indrindra Ny fitiavanao Tsy mba mety miova Ny mandao anay. Ray niandohana fony fahizay ; Mbola hiafarana koa rahatrizay. Raiso moramora re ny Zanakao. Raha tonga ny ora hiantsoanao.لا مثل لك Осенние листья Bénédiction Cristo a las almas ama Oslavuj Pána, oslavuj Sevinirəm varlığına, Adına Ó Pane, otevři mé rty Патша ағзам Кръвта на Исус yạ qwty
Song not available - connect to internet to try again?