Tsara lova, ry Jeso ô ! Ny mpanota voavotrao, Fa fonenana soa Amboarinao ao, Hanefanao ny teninao ; Ho amin'io tany io tokoa No izoran'ny dianay ; Jeso Tompo no ao, Sady efa manao Trano soa hipetrahanay. Tsara lalana, Jeso ô ! Ny vahiny tarihinao ; Raha misy manjo, Tsy mba kivy ny fo Fa tohanan'ny herinao ; Ho amin'io, ..sns. Tsara vatsy ry Jeso ô ! Ny mpandeha fahananao, Fa ny teninao soa Mofon'aina tokoa Iveloman'ny olonao. Ho amin'io, ..sns.Ҝəлдим һүзуруна ҝүнаһларымла 当弟兄软弱的时候 Бол Сулар Севгини Сьондюрмез Deň odchádza, Ježiši, zostaň so mnou! Lær meg å komme til kilden కృప వెంబడి కృపతో నను ప్రేమించిన Milujem Bibliu МОЯ БОГ ЩЕ ПРИЗОВА Mening vatanim samoda kl mạ ạ̉fkr ạzạy
Song not available - connect to internet to try again?