Tsy hainay ny hangina Ka tsy hankalaza ny Avo Nameno fitahiana Ka tsy mba namela ho lavo. Ka dera ry Ray! Sy saotra no atolotray ho Anao Raiso (fo sy fanahy), fo faly loatra No entinay midera Anao. Ny sainay tsy ampy hahalala Ny fatran'ny fitiavanao Ka raiso ry Tompo Malala Ny fankasitrahana Anao (ry Ray). Tsy hainay hadinoina 'Lay fara-fitiavanao, Ray o! Fa maty novonoina Ny Zanakao hamonjy anay. Ka dera ry Ray o! sns...Abadiy kuylayman sevgingni Wzmacniaj się w Panu swym Bóg jest miłością Benedirò l'Eterno Гөзүңи Иса дикелт Тинчликни Сенга Бераман Серьёзно время очень в нашей жизни Radost mam velku qmạsẖẗ ạlktạn Вскоре грядёт великий день
Song not available - connect to internet to try again?