Tsy hita izay androko sisa atý, Ahiko fandrao tsy ho tonga arý ; Ry fanahiko ! ao ny Mpamonjy anao, He ! Jeso Mpamonjy anao (in-3) Ry fanahiko ! ao ny Mpamonjy anao. Izaho anefa tamàna atý ; Tsy hiomana ve, fa hifindra arý ? Fa efa fantatrao izao fa havela ity He ! lanitra soa arý (in-3) Fa efa fantatrao izao fa havela ity He ! lanitra soa arý. Ilaozy ity, hadinoy, ry fo ! Afoizo izao, ry fanahiko ô ! Fa efa reko ny Tompo miantso anao, He ! feo mahafaly izao (in-3) Fa efa reko ny Tompo miantso anao, He ! feo mahafaly izao.Júremin Seniń men jolyńmen Авылны сагынганда Unser Lobpreis sei Dir ein Wohlgeruch Duydum duydum duymadım لسه صغنن Jannatga boradigan yoʻl Io t'amo innefabile You Make Me Lie Down In Green Pastures Ты радость Иисус с небес сошел
Song not available - connect to internet to try again?