Tsy lany fahoriana Ity tanintsika ity, Fa be ny fihafiana Izay hitako atý, Ny Tompo no jereko, Raha reraka ny fo, Ka eo no fiereko, Raha azon'ny manjo. Etý alaim-panahy, Jeso, ny olonao, Kanefa tsy manahy Izay nahita Anao, Hianao no hojereny Ka moa ho resy ve ? Hianao no handreseny Ny fahavalo be. Tsy azo ialana Ny eo anilanao, Mahita fanimbana Izay mahafoy Anao. Asain'ny fahoriana Jerena Hianao, Mahazo fifaliana Ny maso aminao. Rehefa hialana Izao tontolo izao, Ny tany tsy hitana Izay mahita Anao. Ka dia hojereko, Ry Tompo, Hianao, Fa Hianao homeko Izao aiko kely izao.Ty si ten dôvod Не Ийисин Господь я бедное дитя btsbyḥ ạlrb ynṭq fmy เป็นของพระองค์ To You Alone شكرًا لله الذي يقودنا fwq kl ạlsẖʿwb Асманда укмуш шаар жаркырайт ای ساکنان این جهان تعليق 3
Song not available - connect to internet to try again?