Tsy mangataka aho, Tompo Zava-py, harena, zo, Fa ny tena mba iriko Dia izao : ny fo madio. Fo madio izay akàny Feno eritreri-tsoa Fo madio : haren-tsy lany Sarobidy avokoa. Indrisy, ny soan'ny tany Manodoka, mora lo Ny haren-tsy mety lany Dia izao : ny fo madio. Fo madio ..sns. Na maraina na hariva, Dia ity no hatako : Mba ho ahy ilay soa indrindra, Dia izao : ny fo madio. Fo madio ..sns.Крылья орла Grandes y maravillosas son tus obras Eu Te laud نەسىھەت Shukur chin Qalbimizdan محبت تو بی انتهاست Più bianco della neve The Power of Your Love Kuin isän pöytään Sunt zilele din urma
Song not available - connect to internet to try again?